Feo Roa (Nanie & Lalie) - Piano Lesson (1/3 - Part I)

Duo nataon'i Nanie sy Lalie tamin'izany fotoana, izay nosoratan'i Fanja Andriamanantena. Mampiasa accords izay fahita amin'ny Jazz ilay izy (tsy mahagaga satria i Fanja ny A/C). Araho tsara ny tondrompeo Tondrompeo: https://acousticgasy.com/2022/11/13/f... Demo (with vocal):    • Feo Roa (Nanie & Lalie) - Piano Lesson (2/...   Demo (no vocal):    • Feo Roa (Nanie & Lalie) - Piano Lesson (3/...   Lesona (Part I):    • Feo Roa (Nanie & Lalie) - Piano Lesson (1/...   Lesona (Part II):    • Feo Roa (Nanie & Lalie) - Piano Lesson (1/...