BETSILEO - FITAMBOLAGNELA - ZAMA / TVM
Fitambolagnela : mitagna ny volagny ny ela. Mitagna = mitazona. Volagna = resaka, hafatra. Mila miverina miray aina @ tany ny Malagasy : Fivoarana Sahaza Ireo tovolahy sy tovovavy niasa namadika vohitra vitsivitsy ho tanim-bary sy fitanterana rano ho an'ireo tanim-bary no nantsoina hoe zama, ny tanim-bary moa dia nantsoina hoe zamana. Rehefa tsy nanangana vatolahy intsony ny taranaka taty aoriana dia nametraka ny vato nasondrotry ny tany izay fikambanan'ireo zama vonona hanohy ny fampandrosoana sy hiaro ny firenena tsy ho lasa tantely afa-drakotra. Amin'ny maha #zama ny tenako dia manohy ihany koa mikaroka ny tantara raketin'ny vato sy ny tany ary ny lovan-tsofina. Misy boky maro nosoratan'i Docteur & Pasteur Rabemanantsoa Noël mameno io horona-tsary sy ireo boky maro nadikan'ny frantsay an-tsoratra ireo. Izay notohizany t@ Tonga ny mazava misy ny tantaran'Ingahy Rainisoalambo, Nenilava, sns. Io zavatra nataon'Andriamanaligna III io ro niandohan'ny KIPOTSAKA- BETSILEO. Fantaro ny ela ary diniho ny ho mandrakizay. Horonan-tsary TVM, 28.05.1999 sy 30.08.2020.

Große Hitze kommt, bald kühle See-Luft im Norden. Gewittergefahr! Wetterbericht 17.-24.06.2026.

Tovola Malagasy Mahay fiteny maro be ( Mba jerevo kely anié )

Madagascar, rencontres en territoire Betsiléo

Irak – Norwegen Highlights | Gruppe I, FIFA WM 2026 | sportstudio

Argentinien – Algerien Highlights | Gruppe J, FIFA WM 2026 | sportstudio

Johann Sebastian Bach: Genie, Glaube und Gegenwind | MDR DOK

Why Ivanka Trump's island has sparked mass protest in Albania | The Global Story

FOMBA AMAN-PANAO – Ireo karazana tolo-bola tokony homanina rehefa hangata-bady

TANTARAN'NY FAHA-MPANJAKA

They Didn't Like Her Look, But Then She Sang Like a Star! 🤩

Frankreich - Senegal Highlights FIFA WM 2026 | Sportschau

Trump's Wasting Taxpayer Dollars on Vanity Projects, Iran Victory Lap & the Nuttiest RFK Jr Story

Argentinien - Algerien, Highlights mit Livekommentar | FIFA WM 2026 | MAGENTA TV

Niederlande – Japan Highlights | Gruppe F, FIFA WM 2026 | sportstudio

Irak - Norwegen | Highlights FIFA WM 2026 | MAGENTA TV

Deutschland – Curaçao Highlights | Gruppe E, FIFA WM 2026 | sportstudio

Full-Flow Combustion: SpaceX Breaks the 60-Year Curse

I turned an old van into a 2-STORY tiny house

Living in a Greenhouse: Monika & Thomas build a house inside a glass house | ARD Room Tour

