ROSSY. IZA MOA I RALAVA? 18 12 2019

Ralava na Razafindraibe Laurent dia mpively amponga maro anaka tao amin'ny tarika Rossy. Nodimandry izy ny 16 Desambra 2019 ary nalevina tao amin'ny fasan-drazany eny Ambohijanaka ny 19 Desambra 2019. Teny i Rossy no nanazava ny tena nanjo azy ary koa nampahatsiahy hoe : iza moa i Ralava fony fahavelony ?