Une chose nouvelle (Version Malagasy) | Home Church Madagascar
Découvrez la version malagasy du titre "Une chose nouvelle" de Hillsong France, chantée par Home Church Madagascar. #HomeChurchMadagascar #hillsongworship #hillsongfrance -- Suivez-nous sur les réseaux sociaux ✨ Facebook : / homechurchmadagascar Instagram : / homechurchmadagascar -- Paroles : Indro ilay andro niandrasantsika Finoana mahery no mifoha Be ireo izay hita nefa mino aho Fa ny ho avy mbola ho tsara Jesoa miasa ato am-poko ianao Manao zava-baovao Manao zava-baovao Indro Tazako ny fifohazam-panahy Feno fahamarinana sy fiderana Hitarika ny maro ho ao aminao Oh ny fangejan’ny fahotako noravany Jesoa miasa ato am-poko ianao Manao zava-baovao Manao zava-baovao Be ireo zay hita, nefa mino aho Fa hanao zava-baovao Hanao zava-baovao Hanao zava-baovao… (ianao) Fitiavanao tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tompo oh Fitiavanao tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tompo oh Haiko izany Haiko izany Jesoa miasa ato am-poko ianao Manao zava-baovao Manao zava-baovao Be ireo zay hita, nefa mino aho Fa hanao zava-baovao Hanao zava-baovao Fitiavanao tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tompo oh Fitiavanao tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tsy mba mandao ahy Tompo oh Haiko izany Haiko izany Vonona aho amin’ny ho avy Sy izay tinao atao Ny lasa avelako ho any aoriana Handroso amin’ny lalanao Vaninandro Vaovao Ho tonga ny fanjakanao Manao zava-baovao Manao zava-baovao Manao zava-baovao Manao zava-baovao

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2024(EDITION 09) (Rija Ras.-Messenger Revival-Joseph Daf-Jaws Band)

JESOSY IHANY

A la croix | Home Church Madagascar avec Antsa Ramakavelo

LE SEIGNEUR CONDUIT MA VIE »,

MINO AHO - Bodokely Ministries

WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

Ho Azy Ny Voninahitra // Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson - A ELE A GLÓRIA GABRIELA ROCHA

Le ciel est Ton Trône (Groupe INTIME) / La gloire du Seigneur - Marie Zamor - EMCI Musique

Manaova zava-baovao - MALALA Groupe Ba (LIVE ADD AMBINANIKELY FD)

A la croix | Home Church Madagascar avec Antsa Ramakavelo

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2024(EDITION 8)LES ADLNES-NY AVO-TANORA IN FAITH)

ANAOVY ZAVA-BAOVAO | Manaova zava-baovao | Rija RASOLONDRAIBE

NO LIMIT - Bodokely Ministries

Mangataka Rano | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

🎼🎧🙏MEDLEY FIDERANA GOSPEL ÉVANGÉLIQUE EDITION 10(TGC-GMMC-JAWS BAND-SINGERS OF JESUS-TANORA IN FAITH

Izay miandry Anao | Bodokely

PEPE SHINE - FAHASOAVANAOA (Clip officiel)

Medley Gasy (Live) - ANTSAPRAISE

