Toriteny 14/06/2026 | Lioka 14:25-35 | Pasteur Ernest Randriambololona
— Lioka 14:25-35 — Ary nisy vahoaka betsaka niaraka tamin'i Jesosy, dia nitodika Izy ka nanao taminy hoe: Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy. Na zovy na zovy no tsy mitondra ny hazo fijaliana ka tsy manaraka Ahy, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy. Fa iza moa aminareo, raha ta-hanao tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy, na tsia? fandrao, rehefa nanao ny fanorenana izy ka tsy mahavita, dia handatsa azy izay rehetra mahita ka hanao hoe: Io olona io dia nanomboka nanao trano, fa tsy nahavita. Ary iza moa no mpanjaka, raha handeha hiady amin'ny mpanjaka hafa, no tsy mipetraka aloha mba haka hevitra tsara, na mahay mandresy ilay mitondra roa alina amin'ny iray alina izy, na tsia? Fa raha tsy izany, raha mbola lavitra ny mpanjaka anankiray, dia hampitondra teny izy ka hangataka fihavanana. Ary toy izany koa ianareo rehetra, izay tsy mahafoy izay rehetra anananareo, dia tsy azo ekena ho mpianatro. Koa tsara ny sira; fa raha ny sira aza no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian'ny olona. Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino. ——————————————————————————————————————————— ➡ / flmparis

Toriteny 05/07/2026 | Jaona 01:35-51 | Pasteur Edison Randriamalala

MIALA PM HOY NY GEN-Z

Toriteny 28/06/2026 | Matio 05:38-42 | Katekista Solofo Razafindrakoto

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE

Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 09 Jolay 2026. #FJKM_Ambohitantely

HAVOTAFO DU 05 JUILLET 2026 BY KOLO TV

God Says:"AN URGENT CALL — OPEN QUICKLY TO HEAR WHAT I HAVE TO SAY."/God Message Now/God Message

Ang mga aral sa buhay ni Elon Musk Kung Paano Yumaman

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Tantara Gasy - Tsy afa-nigika

Marka 16: 15 - Sarotra Fantarina ny làlan'Andriamanitra fa izao ihany: Matokia Azy

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

TORITENY ALAHADY 21 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

MIARA-MANONJA 09 JUILLET 2026 Live

President Ruto, Apostle Arome & John C.W.: The Full BETRAYAL Story Explained

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

Have 1 zucchini and 2 eggs! My village grandmother taught me this recipe!

MBA METEZA AMIN'IZAY HIAIKY - TORITENY ALAKAMISY 21 MEY 2020-ANDRO NIAKARANA - FJKM ISOTRY FITIAVANA

I Speak Jesus🙏30 Days Listening to Hillsong Greatest Hits Here's What Happened ! #087

