Bolo - Ravitoto (Lyrics video)
BOLO - Ravitoto (Lyrics video) .Facebook _Profile_Link: https://www.facebook.com/profile.php?id=10... .Facebook_Video_Link: .Instagram_Link: https://instagram.com/mjtunein?igshid=ZDc4... đTononkira | Parole | Lyrics: Indray hariva nifoka sigara aho teo an-tokontany Nanontany tena : mba ho lasa inona aho indray androany ? Nidobodoka henoko tsara ny tany am-poko tany Hoe inona no tena ilĂ (va)na ahy eto an-tany Inona no tianâi dada, inona no tianâi mama ? Inona ilay asa mahavelona tsara sy mendrika hikaramana ? Inona no tian-dramose, inona no tianâi madama Aiza no hiafaranâny lesona averina any am-pianarana any ? Hanao izay hahafaly anâiry, mba tsy ho afa-baraka aminâny atsy Izay no nibaiko ny safidiko mazĂ na na ho tsara na ho ratsy Dia mila « mibosy » anâity, fa sao dia tsy ho tafa hono mantsy Dia ilay nofinofy matahotra ho faty satria efa nambanako ny antsy Dia nataoko ary izay tianâny olona na tsy sitrapoko aza Miandry doka aminâny fiaraha-monina hoe : « hendry kosa ilay zaza » (Non, non) Nataoko ary izay tianâny olona Na tsy sitrapoko aza Te ho lakana ity hazo Mba tondray izaho fa malazo Kanefa tsy ho lakana aby ny hazo (Ho) Ravitoto (ny) mangahazo âNdehana leity manao dokotera a ! Kelikely ny tokinâaina Poins koa manao pilote. Te hanidina ihany aho fa any an-tsaina Politika hitantana firenena ? Aleoko mijanona ho ambakaina. Ny niafarany « sociologue ». Tiako ihany fa nampiferonaina Niteny aho fa tsy nisy nihaino hoe : izaho mba te ho ⊠Inona a ? Rehefa nisy nihaino indray dia tsy nisy nino hoe : izany mba hahazo ohatrinona a ? Raha natokisana hatraminâny voalohany aho tsy nampatahotra ahy ny any aoriana Tsy voabaikona zavatra fohana aho fa ny nofinofiko aza hampanginina Lasitra tonta efa hatraminâizay no amadibadihany ny ho avinao Hatraminâizay izy no efa mofo gasy, mbola mofo gasy ihany hatraminâizao Izaho tsy miteny hoe io mofo ratsy fa mba te hihinan-javatra vaovao Tsy hanatanteraka nofy ratsy fa hanao mozika aho izao dia izao Dia hatao ve izay tianâny olona, na tsy sitrapoko aza Himonimonina ny fiaraha-monina hoe : « mafy loha izany raha zaza » (Non, non) Dia hatao ve izay tianâny olona Na tsy sitrapoko aza Novelomiko ny « ordi », nataotaoko ary ny instĂ Nampiakariko ny inspi fâefa ohatra ny adala manenjika ahy Impiry aho no bedinâi dada sy i neny hoe : « ny lesonao mba ianaro kely » Aleoko nandrafitra fehezanteny hitoeranâny fanahy malahelo Dia nadoboko mba hampitresaka izay sakana rehetra mipetraka Nasiako dia io fa niteraka asa soratra bobaka, betsaka Nahazoako daka, felaka. Niandry anâi PĂŽly aho raha niandry mpitehaka Aza gadrainao aminâny rindrina efatra aho fa omeo elatra, hivelatra. Dia nataoko ary dia tianâny olona fa izay no sitra-poko Gaga eo ny fiaraha-monina hoe : « Lasa ihany ilay zaza » (Ouais, ouais) Nataoko ary tianâny olona fa izay no sitra-poko Te ho lakana ity hazo Mba tondray izaho fa malazo Kanefa tsy ho lakana aby ny hazo Ravitoto... .Ce parole est complĂštement correcte: _Dite-moi dans le commentaire votre avis et ecritique! âȘ@boloakaraloob⏠.Lyrics video maked&Designed by Mj Tune-in

BOLO - Ravitoto (Official Video)

Ho Namako - Valisoa Ranaivoson

Bolo - Ravitoto (Live Performance RDJ Mozika 2023)
![Rak Roots - Faka vady [Lyrics]](https://i.ytimg.com/vi/iGdIhAMHvvY/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBpJMjA4ugsgUUheEuglat1Gl14dw)
Rak Roots - Faka vady [Lyrics]

HAFA MIHITSY | REKO

S I G A R A x Feu Follet - Tomany x Dia ahoana ary ( Mash up )

Tanjona Randrianarivelo - Iray Vera sisa (Lyrics by HIRA TIAKO)

DOM RASOLO- Ampitao aminy

Indinde by Mariya Yohana (Dore Indinde iba Kabiri)

F.S.C - LOKOINY (Official Video 2024)

Farao - Raha avelanao ( Nouveauté clip gasy 2023)

BOLO - T (Official Video)

Telofangady - Gasikara COVER IA
![Mamina sy Ravaka - Lapa Vaovao [Lyrics]](https://i.ytimg.com/vi/t1nBhAV7yF4/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLCW-95si4YAk4mITpba1YdB7vHyYg)
Mamina sy Ravaka - Lapa Vaovao [Lyrics]

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

Tanjona Randrianarivelo - Iray Vera sisa (Official Video)
![TSOTA - Zava-mahery [LYRICS VIDEO] (Official audio 2019)](https://i.ytimg.com/vi/DxTGT5tdi9g/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLACdn9-q3N-IalSoI9LKESxo7S0-w)
TSOTA - Zava-mahery [LYRICS VIDEO] (Official audio 2019)

MASOANDRO MIBALIAKA- REKO
![Sims x Johane x EL Boy - IZY 2.0 [Lyrics Nouveauté 2019]](https://i.ytimg.com/vi/DomOPKUIFOM/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLDPGAQnEL6m8-ckknWLrYwdURuh5A)
