Tantara Malagasy - RATRAM-PITIA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
RATRAM-PITIA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara Malagasy Tantara indray miseho Misisika ny hiaraka amin'i Lauria hatrany i Thierry, very fanantenana ity farany hoe rahoviana no hanaiky ny fitiavany io tovovavy mba iriany io ; ity tovovavy ity moa dia efa kamboty ray sy reny. Nanaiky ny hitia an'i Thierry ihany i Lauria rehefa nandinika volana vitsivitsy. Niverina teto Antananarivo ny olontian'i Thierry taloha ary misisika ny hiaraka aminy indray. Hitan'i Minosoa niaraka i Thierry sy io tovovavy io, notanteriny tamin'i Lauria, tsy nino ny zava-misy ity farany, ary niteraka disadisa teo amin'izy roa resaka io... Fotoana fohy taty aoriana dia nifanena i Minosoa sy Lauria, nialatsiny noho ireo disadisa i Lauria, nifampitantara ny olana ara-pitiavana nisy. Nifankatia tamin'i Elysé, zanaky ny tompon'ny orinasa iasany i Lauria, noraran'ilay ramatoa tale anefa ny fiarahan'izy roa ; niala tao amin'ilay orinasa i Lauria noho ny fandrahoanana nahazo azy. Nikaroka an'i Lauria foana i Elysé ary hitany ihany, niverina niaraka izy ireo. Novonoin'i Thierry anefa i Elysé, nitohy ny ratra-po nahazo an'i Lauria. Mpanoratra : R H M L - Ratolojanahary Hanitriniaina Maria Laurette Mpilalao : Antsa-Ravaka, Hanjariliva, Niravo, Faly, Synèse Nandray feo sy Nanatontosa : Tovo Razanamamonjy #tantara #ratrampitia #sarymihetsika

Tantara Malagasy - IZA MARINA NY OLON-TIAKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

Tantara Malagasy - COUP DE FOUDRE -(Tantara lava ny KOLO FM ) ARAHO NY PEJY👍❤

🎵 ALOMA - ALEOKO IRERY (Cover) | Malagasy Cover AI 🎤

Tantara Malagasy - FITSAPANA (Tantaran' i RDB) ❤️

Tantara Malagasy -NETIN'NY DITRA (TANTARA ACCEM )👍❤ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

TANTARA MALAGASY - AO AM-PO TSY MATY (Tantaran'i ACEEM RADIO) Tantara Indray Miseho

Rafozana adala, vinanto kaondrana: Tantara Aceem Radio #gasyrakoto

Tantara Malagasy - TSY AMPY FIALAM-BOLY -(Tantara lava ny ONJAM-PEO )ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara Gasy - ANJARA NOTERENA SA LAHATRA NOMENA ( Tantara lava Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤

Ilay Tsiambaratelo Tantara Gasy

ONITRA - Tantara Kolo fm (Tantara An'Onjam-peo) Indray Miseho
![KAPOAKA MANGIDIN'I MOMBA || TANTARA MALAGASY [R.D.B]](https://i.ytimg.com/vi/8laxDxer_uE/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLAyiC-sG5u5yE8lPaBn4pFhGRerXg)
KAPOAKA MANGIDIN'I MOMBA || TANTARA MALAGASY [R.D.B]

Tantara Malagasy - RANOMASOM-PITIA (Tantaran'i Aceem Radio) Tantara Indray Miseho

TANTARA MALAGASY - VAIN'AFO (Tantara RADIO DON BOSCO) Tantara Lava

FITIA TSY METY MATY (Tantara Kolo Fm)Tantara Indray Miseho

HAVAN-DOZA(Aceem Radio) #gasyrakoto

Tantara RDB — ENDRIKA IVELANY | Indray Mihaino (Tantara Malagasy)

Tantara Malagasy - HERY MIAFINA (Tantaran'ny Kolo FM) Tantara Indray Miseho

Tantara malagasy - MPISOLO TOERANA (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

