FIJALIANA / Pasteur Sacha & Lanto
A/C Naivo Arrgt : Pasteur Sacha Nangirifiry Ianao nilanja ny tsy natao Niaretanao avokoa ny vono sy ratra koa Nampijaliana Ianao nokapohina koa Dia nororana sy nohesohesoina Fa mba taiza moa zahay tamin'ny ora izay nijalianao io Tsy nisy na iray sahy niaro Anao fa natahotra Na dia ireo mpianatra aza nilaza ho tsy nahafantatra Ny dinitrao nitete hatrany getsemane Ka ory loatra ny fo mafy tokoa ny nanjo Dia nitomany Ianao nikika mafy hoe Ray ô esory amiko ity kapoaka ity Indrisy anefa fa natolotray ianao tsy azao natao Dia novoina ka niboiboika koa ilay ra avy ao am-po Tsy nisy izay iray nitsetra fa nataony ho fihomehezana Ireo fahotako rehetra ny ditra sy setrasetra Ny tanako nihosin-dra tena mamatotra ahy Ireo adalako ihany koa niampanga ahy avokoa Tsy afaka niala ianao nalatsa-dra Tsy mba namaly Ianao nanoloana ireo zavatra niseho Fa ny lalanao tokoa no efa voasoratra mialoha Tanterakao ny famonjena fa izahay no tsy nahay nandray

Toriteny Pasteur HERY TIANA 24 Oktobra 2024_ NY FANATREHAN'ANDRIAMANITRA

Backstage Telonohorefy Famonjena

Dr Fataka live N°7 13 06 2026 iRay MOZIKA DIRECTED BY MARD

Chorale ALFA Andravoahangy Fivavahana HIHIRA AM-PANAHY

fefi 2013 iza intsony

Masina Ianao - Groupe de louange Finoana sy Fanasitranana

Pasteur Sacha "MIVERENA @ FITIAVANA VOALOHANY" Archives : Anniversaire - Tsingerintaona maromaro

Ampelatananao | Lanto • Sonn • Théo • Tanjona | Hira Fiderana Malagasy

CFF"Ray ô! Mamelà ny heloko" 2Tan7:14"hivavaka..hanetry tena..hiala @ ratsy..ho sitrana...ny COVID19

The Singers of Jesus - Anao aho (audio officiel)

Telonohorefy Famonjena LIVE RTA

Visite à L’église du Pasteur Lanto

fefi 2013 fijaliana

Vokatra FEFI 2024 "AIZA HO AIZA NY LANITRA" _Alahady 20.10.2024

Chorale ALFA Andravaohangy Fivavahana FA AMPY IZAY

Telonohorefy Famonjena - Indro Aho momba anao (Rainibe)

Ara-panahy ny fiainana avec Pasteur Aintsoa RAZAFIMANDRANTO Faith International

MEDLEY 40 EME LANTO RANDRIANANTOANDRO-30 EME ZOARIDIO MALALA

Chorale ALFA Andravoahangy Fivavahana RY FIFOHAZANA

