Andriamanitra No Hareko | FAFIMT

Fitahiana ny Fiangonan'Andriamanitra Nomen'Andriamanitra Nahary Zavatra Avy amin'ny Tsy Misy Ny filazantsaran’ny Fiangonan’Andriamanitra, izay nanomboka teo amin’ny toerana kely toa ny efitrano ambony tranon’i Marka, dia nitombo teo ambany tsodrano sy fitarihan’Andriamanitra Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny ary lasa fiangonana maneran-tany izay nampiely ny filazantsara manerana an’izao tontolo izao. Ny Zavatra Rehetra Dia Azo Atao Rehefa Mahafantatra an'Andriamanitra sy Mahatsiaro ny Zavatra Nataon'Andriamanitra Raha manaram-po amin’ny eritreritra sy ny fiainana mifanohitra amin’ny sitrapon’Andriamanitra isika, dia tsy afaka hambinina mihitsy. Nanota ny Israelita tamin’ny fisalasalana ny amin’ny herin’Andriamanitra na dia taorian’ny nanatri-maso ireo fahagagana maro nataony aza, kanefa raha mankamamy an’Andriamanitra izay manampy antsika mandrakariva isika, dia hahazo fitahiana be dia be. Joba 22:21–25 Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao. Masìna ianao, mandraisa fampianarana avy amin'ny vavany, Ary alatsaho ao am-ponao ny teniny. Raha miverina aminy ianao, dia haorina tsara, Eny, raha ampanalavirinao ny lainao ny heloka. Ario eny amin'ny vovoka ny akoram-bolamena sy ny akoram-bolafotsy, Eny, ario eny amin'ny vato eny an-dohasahandriaka ny volamena avy any Ofira; Fa ny Tsitoha no ho akoram-bolamenanao sy akoram-bolafotsinao, Ary ho volafotsy mamirapiratra ho anao. [Ity lahatsary ity dia manana zon'ny mpamorona avy amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany. Voarara ny fanaovana kopia sy fizarana tsy nahazoana alalana.] 〖Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany〗 https://watv.org 〖WATV Media Cast〗 https://watvmedia.org/en

Ny Fonenantsika Mandrakizay, Dia I Renintsika | FAFIMT
▶︎

Ny Fonenantsika Mandrakizay, Dia I Renintsika | FAFIMT

Imana Ifungura Urugi rw’Ibyiringiro | Itorero ry’Imana
▶︎

Imana Ifungura Urugi rw’Ibyiringiro | Itorero ry’Imana

M.F.K Foibe: “Antony hitoriana ny Filazantsara dia ny hisian’ny Fiadanana sy Filaminana” 0361/2026
▶︎

M.F.K Foibe: “Antony hitoriana ny Filazantsara dia ny hisian’ny Fiadanana sy Filaminana” 0361/2026

Ny Aingam-Panahin'i Kyrosy sy ny Hoavintsika | FAFIMT
▶︎

Ny Aingam-Panahin'i Kyrosy sy ny Hoavintsika | FAFIMT

I Speak Jesus ✨Special Worship Songs Playlist 2026,Christian Worship, Hillsong Worship 2026
▶︎

I Speak Jesus ✨Special Worship Songs Playlist 2026,Christian Worship, Hillsong Worship 2026

Atheists Can’t Answer This! नास्तिकहरूले यसलाई उत्तरदिन सक्दैनन् ! - परमेश्वरको प्रमाण
▶︎

Atheists Can’t Answer This! नास्तिकहरूले यसलाई उत्तरदिन सक्दैनन् ! - परमेश्वरको प्रमाण

Fatty Liver Expert: The Toxic Ingredient Silently Filling Your Liver With Fat - Dr David Unwin
▶︎

Fatty Liver Expert: The Toxic Ingredient Silently Filling Your Liver With Fat - Dr David Unwin

[WeLoveU] Tạo dựng thế giới không ai bị cô đơn bằng tấm lòng của mẹ
▶︎

[WeLoveU] Tạo dựng thế giới không ai bị cô đơn bằng tấm lòng của mẹ

Finoana Handresena ny Fitsapana | FAFIMT
▶︎

Finoana Handresena ny Fitsapana | FAFIMT

Inatu Dhimwa Ompango yaKalunga | Egongalo lyaKalunga
▶︎

Inatu Dhimwa Ompango yaKalunga | Egongalo lyaKalunga

PRAISE FIESTA 2026: Deep Igbo Gospel Worship & Contemporary Praises | Chinyere Udoma |Judikay | Eben
▶︎

PRAISE FIESTA 2026: Deep Igbo Gospel Worship & Contemporary Praises | Chinyere Udoma |Judikay | Eben

মহান রহস্য, বাইবেলের রহস্য | ঈশ্বরের মণ্ডলী, আন্‌সাংহোং, মাতা ঈশ্বর
▶︎

মহান রহস্য, বাইবেলের রহস্য | ঈশ্বরের মণ্ডলী, আন্‌সাংহোং, মাতা ঈশ্বর

Ny Baiboly sy ny Fianakaviana Ara-Lanitra | FAFIMT
▶︎

Ny Baiboly sy ny Fianakaviana Ara-Lanitra | FAFIMT

Salvation Given Through Obedience |
▶︎

Salvation Given Through Obedience |

4 Hours Chopin for Studying, Concentration & Relaxation
▶︎

4 Hours Chopin for Studying, Concentration & Relaxation

মাতাকে খোঁজা | ঈশ্বরের মণ্ডলী, আন্‌সাংহোং, মাতা ঈশ্বর
▶︎

মাতাকে খোঁজা | ঈশ্বরের মণ্ডলী, আন্‌সাংহোং, মাতা ঈশ্বর

Dore inkomoko itangaje y'inyigisho y'ubutatu (TRINITY)
▶︎

Dore inkomoko itangaje y'inyigisho y'ubutatu (TRINITY)

Toeran’ny Loza sy Toeran’ny Fitahiana | FAFIMT
▶︎

Toeran’ny Loza sy Toeran’ny Fitahiana | FAFIMT

मोशा, येशूज्यू र क्रूस 【परमेश्वरको मण्डली, आन साङ होङ】
▶︎

मोशा, येशूज्यू र क्रूस 【परमेश्वरको मण्डली, आन साङ होङ】

ASEz WAO ले सन २०२५ अगस्ट १७ मा ८,८७९ औं विस्वव्यापी वातावरण सरसफाई अभियान॥भव्य रुपले सम्पन्न गरे॥
▶︎

ASEz WAO ले सन २०२५ अगस्ट १७ मा ८,८७९ औं विस्वव्यापी वातावरण सरसफाई अभियान॥भव्य रुपले सम्पन्न गरे॥