Malagasy TV #tono_sy_kalo #Nantenaina

🔴 Iza daholo ny mpankafy #Nantenaina🎼😊Inona ny #hirany ankafizinao😇 vazo malefaka mifono hafatra🙏🏽 izy indray no hiaraka amintsika anaty fandaharana #tono_sy_kalo anio alina eto amin'ny Malagasy TV