SABINAH par Bebey, Benny, RaDom, Lova, Sefo et Lolo SY

"Delestage" (Coupure généralisée quotidienne de l'électricité à Antananarivo) pendant la répétition à 2 jours du concert au Coliseum en Aout 2015. Nous avons alors chanté simplement sous une lampe à piles avec nos tambours et guitares acoustiques. Une chanson composée par Bebey il y a des dizaines d' années, super moment que nous vous partageons affectueusement ici. L'histoire de Sabinah de Mananjary qui a accouché d' un fils et attend son mari parti à la chasse. SABINAH Tera-dahy Sabinah Aza ny aban'i tsaika e Hisaorana ny zanahary e Ny aban'i zaza tsy ao Fa lasa nanafo any an'ala Ny amboa aza lasany tany Hihaza 'lay trandraka ho ahy raha mody ny aban'ny zaza Mitondra longoza sy vary omeko ny zanako izany Akory ianareo mbarakaly Izaho dia salama tsara Ny aban'i zaza tsy ao Fa lasa nanafo any an'ala Ny amboa aza lasany tany Raha mody ny aban'ny zaza Mandalo ao amin' i Leeng sinoa Mitondra ronono amin'ny boaty e Omeko ny zanako izany Akory ianareo mbarakaly Izaho dia salama tsara Paroles et musique : RAKOTOMANGA Bebey