Dadah R'abel feat Inah - Tokantrano maso
Vao tsy ela nifankahalalana Dia tsapa ianao fa te hitana Tsy hita ’zay teny injay sahady Dondona ianao ny hanambady Amiko anefa hadisoina Hadalana ny fifamofoina Fa ny fitia tena mamy Dia ’zay iainanao androany K’aleo misaraka tsy’sy marary Fa raha mivady anie Dia hifampila voatsiary O o o! Aleo misaraka tsisy lonjony Ny fanambadina anie Ny fitia no vonoiny Fa olo-ndroa samy hafa toetra No manjary hifamepetra Rehefa ela nifanerasera Farany hifampitsikera Ny fahafahana saro-pady Ka dia izaho ve no fatoranao tady Fa ny fitia tena mamy Dia izay iainanao androany K’aleo.....

▶︎
tanan'i Mama

▶︎
HOMMAGE à DADAH R'ABEL - PARIS (Clip officiel)

▶︎
NWU PUK-Koor / Choir | Sitivit Anima Mea - Richard Burchard

▶︎
EJEMA : Les meilleures musiques de EJEMA (Partie 1)

▶︎
Coulisse On Tv : DADAH

▶︎
Zay - Efa voatondro
![Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]](https://i.ytimg.com/vi/jnP6pMe71Zo/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYXSBdKF0wDw==&rs=AOn4CLB55a_SIJ3XeOvV4cd3Y_P4sXx_Qg)
▶︎
Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]

▶︎
Dadah Mahaleo Fasana Betafo 07 11 2019

▶︎
Rano sy Vary - Mahaleo (Dadah)

▶︎
Ao izy e ! (Dadah & Inah)

▶︎
Sarak'olontiana Dadah sy Inah1

▶︎
T-Kalo Cover Medley Mahaleo

▶︎
'ZAY - Nolalovanao

▶︎
Tia dia tia Dadah Rabel

▶︎
Ny jihy - Ahy ianao

▶︎
Best of Clip Babaïque HD -- Hira malagasy

▶︎
Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

▶︎
REHEFA TIA (Ny Nanahary) - LES TALENTA

▶︎
Sipako Taloha

▶︎
