𝐂𝐎𝐍𝐓𝐑𝐀𝐃𝐈𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 '' 𝐏𝐑𝐎𝐂𝐄̀𝐒 '' 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐃𝐎𝐒𝐒𝐈𝐄𝐑 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐀𝐍 ' 𝐈𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎𝐊𝐎𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐃𝐞́𝐩𝐮𝐭𝐞́ JJR

💁 Constat : mifanipaka avokoa ny teny nolazain'ny garde du corps 3 lahy , ny protocole , ny mpitsabo mahakasika ny nanjo an'i Itompokolahy 💁 Inona no idiranay eto amin'ny Facebook amin'ity raharaham-pitsarana ity no dia nasain'ny mpisolovava an'ny mpitory tsy hihaino izay lazainay ny juge fa avy hatrany dia hanameloka Ilay chauffeur ???? Mahavariana annnnn 🤔🤔🤔🤔 kanefa Etsy andaniny dia miharihary toy ny Tafika andrefantanana ny lainga misy satria MIFANIPAKA AVOKOA ireo version an' zareo ankilany rehetra . 💁 Niniana tsy nokitihina mihitsy ny momba ireo garde du corps fa fanamafisana ny fanamelohana Ilay mpamily no nihazakazahana ka mipetraka ny fanontaniana hoe inona izany no nandrasana elabe sy namerenana foana ny fitsarana hoe hihainoana ny version an ireto garde du corps ireto ???. 🤔🤔🤔🤔 💁 Moa vé afampo amin'izao fizotran'izao fitsarana izao ny fianakavian'ny manamanjo ??? Kely ny finoako amin'izany ...