Kaëd - Hitako - (Official Music Video) | Pop, Country, Yodel | Malagasy Music

"Hitako", le nouveau single de Kaëd ! Ce morceau POP/RnB unique mêle des sonorités modernes à des touches de yodel (yodeling) pour raconter l’histoire d’un amour retrouvé et partagé. Chanté en malgache, "Hitako" capture la joie, la romance et l’émotion à travers un refrain entraînant et des hooks mémorables. Inspiré par des légendes de la musique internationale comme Michael Jackson et Bruno Mars, Kaëd vous fait entrer dans son univers. 🎶 Écoutez "Hitako" et laissez-vous emporter par l’univers musical original de Kaëd ! #Hitako #Kaed #MalagasyMusic #PopMusic #RnB #Yodeling #MalagasyLoveSong #KaedMusic #NewMusic2025 #HitakoOfficial 🔔 Abonnez-vous à la chaîne pour plus de musique originale ! Paroles : HOOK: Na na na na na na na na na na Boum bap (×4) Oh masoandro, masoandro Mba omeo ahy ilay anjaram-pitiavako Oh masoandro, masoandro Efa ela izay no mba niandrasako Ny faniriako izao dia ny hoe... Tiako rehefa izaho mihira iny dia mba misy manaraka ahy Rehefa mba mandihy iny dia mba miara mandihy izahay Ka omeo fahitana aho hoe aiza ny ahitako izany mba miangavy fa tena efa mila izany izato tenako ato Ka atoroy aho [Atoroy aho] Ka atoroy aho [Atoroy aho]@ Hoe ery na hoe ery na hoe ery Oui!!!! CHORUS: Indro fa hitako Indro fa hitako izy iny Indro fa hitako Oeiei Tsy avotsotro intsony anao ry fanomezako Yêu em bé Yêu em bé-ako HOOK: Na na na na na na na na na na Boum bap (×4) Hitako izy dia...nomeny ahy ny...marik'ilay...mamatotra ahy Na ny fahanginana [Fahanginana] Toa lasa tsara [Lasa tsara] Hm,rehefa zaraiko aminao izany ry malala Tanteraka ihany anie ilay nofinofy iray,hatrizay Hoe hiara hihira yodeling foana izahay Yodeling,Yodeling CHORUS: Indro fa hitako Indro fa hitako izy iny Indro fa hitako Oeiei Tsy avotsotro intsony anao ry fanomezako Yêu em bé Yêu em bé-ako Pour collaboration, contactez-moi sur Fiverr : https://fr.fiverr.com/kaedrk TikTok   / kaed335   Instagram   / rkvahinisoa   Facebook   / 100095301180155   Kaed - Lorie - Sur Spotify et Apple Music : https://open.spotify.com/intl-fr/trac...   / hitako-single   https://open.spotify.com/album/7gYbYM...