AVY AIZA NY FINOANA
🔥AVY AIZA NY FINOANA 🔥 Video 30mn 🔸Mila vakiana sy dinihina ambany fitarihan'ny Fanahy masina ny ROMANA 10 manontolo 🔸Voalohany aloha dia mila mazava tsara fa: 🔹Ny famakiana baiboly tsy misy Fanahy masina dia tsy maintsy hampiverina ambany ziogan'ny lalàna sy ny herin'ny tena ( anthropocentrisme et egocentrisme) 🔹Ny FILAZANA ho tarihin'ny FANAHY MASINA nefa mifanohitra @ izay voasoratra dia tsy maintsy HITARIKA fampianarandiso ( Herésie). 🔸Ny soratra dia ny FANAHY MASINA no nampanoratra azy. 🔸Ary ny TENY dia ny soratra hazavain'ny FANAHY sy apetrany ao ambava sy ao ampon'izay manana azy KRISTY TENY VELONA AO ANATY. 🔥Tsy afaka hifanohitra na oviana na oviana JESOSY KRISTY sy IZAY VOASORATRA . 🔥Satria ny TENY dia ANDRIAMANITRA ary ny TENY dia tonga nofo t@ alalan'i JESOSY KRISTY ary niTENY hoe VITA teo @ hazo fijaliana. 🔥Avy eo kosa dia niakatra JESOSY araka ny teniny hoe mahatsara anareo ny fialako ary dia tonga kosa KRISTY TENY FIAINANA t@ alalan'ny FANAHY MASINA ny andro pentekosta ary velona ao anatin'ny Mino mba hanatanteraka sy hampiseho ao @ tontolo kosa io teny hoe VITA io 🔸Io ANDRIAMANITRA TENY sy FANAHY io no nampanoratra ny TENINY sy ny momba azy REHETRA tao anaty baiboly. 🔸Ny dikan'ny hoe KRISTY VELONA AO ANATY dia VELONA sy tonga FIAINANA ao anatin'ny MINO ny TENIN'I KRISTY. 🔸KRISTY dia FANAHY ary tsy hita maso. Ny point de contact ny eo @ tontolo hita maso dia ny TENINY izay apetrany ao ampon'izay ZANANY sy MINO azy. 🔸Io KRISTY VELONA AO ANATY io no mametraka ny TENINY ao ampo sy eo ambavan'izay MINO azy. 🔸Io no lasa TORITENY , Toriteny miivo @ KRISTY sy ireto asampamonjeny ireto: ⭐Hazo fijaliana famelankeloka ⭐Hazo fijaliana fahafatesana miaraka aminy ⭐Fitsangana @ maty nandresy fahafatesana ⭐Fahaveloman'i KRISTY ao anatin'ny MINO 🔸Ary io TENY sy TORITENY avoaka sy torian'ny KRISTY VELONA ao anaty @ alalan'izay manana azy io ihany no manome ny FINOANA. 🔸Ny Finoana dia avy @ Toriteny , ary ny toriteny avy @ TENIN'I KRISTY. 🔸Raha fehezina dia tsotra : 🔥KRISTY TENY VELONA AO ANATY ➡ TORITENY ➡ FINOANA ➡ FAHARESENDAHATRA MARINA➡ FIOVANA @ FANAVAOZANA NY SAINA ➡ VOKATRY NY FANAHY ➡ ASA TSARA ➡FANOLORANA NY TENA HO FANATITRA VELONA.🔥 Fiadanana!

OLOMBAOVAO AO @ KRISTY

TANO MAFY IZAY ANANANAO

Yanis Varoufakis: This Will Trigger Wall Street's Biggest Bubble Burst | LATEST INTERVIEW Trump Iran

ASMR Addictive Fast Tapping Collection For Deep Sleep & Anxiety Relief (No Talking) — 2.5 Hours

NY FANAHY sy NY TENY ary NY SORATRA

Капитуляция Трампа/Атака на белорусских детей/Послание Мерца Путину/«Альтернатива» бьёт рекорд

INONA NO ATAO HOE FIBEBAHANA ?

China’s Secret | The Most Unbelievable Megaprojects in China | 4K Travel Documentary

Why The Russian Accent Terrifies Everyone

My Golden Retriever Heals a Terrified Rescue Kitten in Just 3 Meetings!

NY FAHAELA VELONA , NY ARETINA ARY NY FAHAFATESANA

How To Think SO CLEARLY People Assume You're A Genius

FANAHY MASINA ( PARTIE 2)

I Visited the World's Most Hated Country

No Celebrity Could Stay Serious Around Rowan Atkinson!

I Rescued a DYING Black Panther Cub. Years Later, She Gave Me HER BABIES!

KANGUKA YO KU WA GATANU 19/06/2026 by Chris Ndikumana

"RUSSIA WILL STRIKE THE EU IN A YEAR." A major interview with Karaganov | #Panchenko

DEMONOLOGIE : TSY OMNIPRESENT NY DEVOLY

