"Ny Toetra TELO Kristiana". II Timoty 2:3-7

Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM Tanjombato Maritiora 3 Miaraha miaritra ny mafy amiko hianao tahaka ny miaramila tsaran’ i Kristy Jesosy. 4 Ny miaramila manafika dia tsy mba misy maningo-tena amin’ ny raharahan’ izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila. 5 Ary raha misy manezaka amin’ ny filalaovana, dia tsy satrohana satro-boninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna. 6 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra. 7 Diniho izay lazaiko, fa homen’ ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin’ ny zavatra rehetra hianao. II Timoty 2:3-7