IZY - HENIKA - LYRICS

#IZY_Henika_Tononkira_Clip #cevam_church_madagascar #cevam_church_live_2023 #live_evangelique_2023 Izy, mamatsy ahy isan’andro, mamatsy ahy isan’andro, Jehovah Jireh. Manasitrana ahy raha marary, raha sendra marary, Jehovah Rapha. Izy, tsy mandao ahy mihintsy, miaraka amiko foana, Jehovah Shammah. Raha matahotra aho dia manome Fiadanana ho ahy eh Jehovah Shalom. Izay rehetra ilaiko dia ao Aminao, Ao Aminao oh oh, Ao Aminao oh oh. Ianao dia ampy ho ahy eh. Izy, mamatsy ahy isan’andro, mamatsy ahy isan’andro, Jehovah Jireh. Manasitrana ahy raha marary, raha sendra marary, Jehovah Rapha. Izy, tsy mandao ahy mihintsy, miaraka amiko foana, Jehovah Shammah. Raha matahotra aho dia manome Fiadanana ho ahy eh Jehovah Shalom. Izay rehetra ilaiko dia ao Aminao, Ao Aminao oh oh, Ao Aminao oh oh. Jesosy oh, Jesosy oh, Jesosy ah, Ianao dia ampy ho ahy, Ianao dia ampy ho ahy. Ianao dia ampy ho ahy eh. Ianao. Ao Aminao oh oh.