Farahlonewolfe - Mpitondra Moto

Podcast Anay Mitsam - Episode 11 - Farahlonewolfe Sarotra ve ny fiainan'ny vehivavy mahaleo tena any Madagasikara? Ary mety ho vitsy ny vehivavy Malagasy izay afaka miteny hoe anisan'ny fialam-boly tiany ny mitondra moto, fa anisany tsara mihitsy i Farah. Izy no olona tia mandehandeha mitondra moto eraky ny Madagasikara mahita ny fiainam-pirenena. Hita taratra amin'ny tatoazy ny traikefa nandalovany, ka raha tafahoana amin'azy dia ho tantarainy aminao. Izay fa dia mazotoa mihaino sy mijery e! Farahlonewolf: ⁠  / farah_lone_wolf   SUBSCRIBE ➡️    / @vazahamitenygasy   Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️ App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/po... FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook:   / vazahamitenygasy   📸 Instagram:   / vazahamitenygasy   🎵 Audio PODCAST 🎵 🍎 Apple Podcasts: https://podcasts.apple.com/us/podcast... 🎶 Spotify: https://open.spotify.com/show/45qO1JF... 🔊 Google Podcasts: https://podcasts.google.com/feed/aHR0...