I Bao sa i Beby - Artistes mivondrona - 55e anniversaire André TITYS- - Auteur compositeur
55ème anniversaire - André TITYS auteur-compositeur (1956- 2006) . TONONKIRA : I BAO SA I BEBY I Bao sa i Beby no tena filamatra tsara indrindra I Bao tsara endrika f’i Beby kosa dia tsara famindra Ny mason’i Bao dia baribary toa mason-domoina Ny jerin’i Beby dia lafo vidy tsy azo soloina Refrain : Bao a ! samy tsara ianareo , samy tsara Beby e ! samy endrik’ity Gasikara Bao a ! mananjara izahay Malagasy Beby e ! ka tsy menatry ny ho kasikasy Izany ianareo raha sendra tafaraka tsy haiko lazaina Mampiato mpandalo tsy mahatsiaro dia fa toa very saina Ny iray mody jenitra tsy mierika akory kanefa manjola Ny iray mody tezitra, midongidongy kanefa miangola Raha sendra handihy ianao ka sendran’ irony salegy Dia ho sanganehana tsy hita izay ho raisina i Bao sa i Beby Fa samy bikàna, samy tanora ary samy hafa kely Toa tsy olona intsony no fahitana azy fa tena anjely Paroles et musique André TITYS - 1966

Pr Jean Luc: TRATRA ny LAINGAN'ireo mpiambina an'i SITENY tao @FITSARANA...MEURTRE DE JJ RABENIRINA❗

INJAY ILAY MOZIKA - Jean Andriamantena sy Domoina - A/C André Titys

Aza manadino - Julie & Jean Andriamanantena - A/C André Titys

ALAHADY 07 JONA 2026 - KAONSERITRA 2026 - FIMPIZ FOIBE

TARIKA BAOBABA ISALO SY ANKARATRA A/C: Benja Andriantahiana

JENERALY RAMAKAVELO DÉSIRÉ - TSY AZO EKENA....

BA MORNING D MAMAN' I LITA

EJEMA : Les meilleures musiques de EJEMA (Partie 1)

MANDOLINO - Jean Andriamanantena sy Lilie - A/C André Titys

FAMAKAFAKANA FIARAHAMONINA , RESAKA MAKORELINA ...

Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

NY FIAINAKO - Lizah Raseta - Dany Ranoa

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Fandaharana- Romule. par: Cludegeorges

MITOTO VARY DIAVOLANA. Rakitsary R'imbosa XV (15 taona). Production Scoop Digital. 2014.

Ny tarainako - Lilie sy Jean Andriamantena - A/C André Titys
![ADY HEVITRA : AFAKA MINAMANA VE ANDRIAMANITRA SY NY DEVOLY ?? [ Live Spécial avec RJL ] ...](https://i.ytimg.com/vi/tg5ivIjc71s/hq720.jpg?sqp=-oaymwEbCNAFEJQDSFryq4qpAw0IARUAAIhCGAG4AvcY&rs=AOn4CLA1G238s9i6L8rBcxo8fLObX550uQ&usqp=CCc)
ADY HEVITRA : AFAKA MINAMANA VE ANDRIAMANITRA SY NY DEVOLY ?? [ Live Spécial avec RJL ] ...

Ny Railovy - Vonoy Ny Anarako (live au Carlton et CCESCA)

RR MAJUNGA

