Rehefa tia - Ny nanahary

Be dia be ny adin-tsaina Rehefa tia Mitebiteby miferin’aina Rehefa tia Kivikivy indraindray Velom-bolo rehefa injay Ny olon-tiana no mibaboka fa tia Tsy tambazana harena ny fitia Tsy midika faharesena ny miia Ny trano bongo aza Rehefa tia, rehefa tia Dia mampiova ny fiainana ho fy Fa nahoana moa isika Raha miombona fitia Maninona ry isika moa e ! Raha mifankatia Dia hiaraka eny isika Raha izay no tianao Hiaraka eny foana, foana Raha tianao Ny fihetsikao rehetra Rehefa tia Entinao mambabo ahy mba ho tia Io fijerinao io aza Rehefa tia, rehefa tia Manambara fa tia ahy tena tia Safosafo, teny mamy Rehefa tia Mifandefitra hatrany Rehefa tia Horokoroka mamy be Tambitamby be dia be Tia anao aho, tia anao tena tia Fa nahoana …