Tantara Malagasy -AHY IZANY FA TSY ANAO (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy -AHY IZANY FA TSY ANAO - Tantaran' Radio Don Bosco indray miseho NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤ -------------- 👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌 -------------- Chaine TANTARA FIHAINO ✅   / channel   -------------- Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY. ------------ Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka. ------------- Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement : ✅email: [email protected] Misaotra antsika rehatra!!! --------- Abonnez-vous à notre chaîne sur YouTube ! Merci