Tetika tsy Nahomby - Tantara Malagasy

Matetika tsika no mandamina sy mikajy paik'ady iray.... Tsy voatery ho tanteraka avokoa anefa izy ireny. Arao ary ity tantara iray an'ny RNM ity, mitondra ny loha-teny oe: Tetika tsy Nahomby. Asehoy ao anaty commentaire hatrany ny hevitr'ao momba azy ary aza adino ny manaraka ny chaine antsika. Mihainoa finaritra dia mankasitraka hatrany tompoko :)