Ilaiko ny Herinao - Pepe Shine feat Cevam

Ny Fanahy Masina no Sakaiza Tsara indrindra 💖 ILAIKO NY HERINAO VERSE Toy ny tany karakaina, ka mila rano Mangetaheta aho, Ilay ranonoran'ny Fanahy Maniry mafy anie aho, ny hokasihiNao indray Avia Fanahy oh CHORUS 1 Tsy manaiky aho Fanahy raha tsy kasihinao indray Ilaiko ny heriNao, ilaiko ny heriNao Ny afoNao, ny afoNao CHORUS 2 Tsy manaiky aho Fanahy raha tsy kasihinao indray Ilaiko ny afoNao, ilaiko ny afoNao BRIDGE Avia Fanahy oh OUTRO Ny afon'ny Fanahinao (x2) Mirotsaka eto (x2)