Feon'iza Gabhy - (Farantsa & Fob Frijo / Piano: Tsiory Rakotomalala (Maloyax))
Cover Feon'iza (Farantsa sy Fob Frijo) / fessebooky Hira malefaka iva dia iva Kalo mangina sy toa mitaraina No injany manako amin’ity takariva Misandratra mora, mandrotsy ny saina Feo miritsoka, haingam-panahy Manaitra ny vetso, hiampita any ho any Hira manafatra toa tsy ho sahy Hisedra ireny onjan’ny tany Asa, an’iza ary re ’zany feo Satriko anefa raha toa ka ny anao Ilay feo manga vao reko aninkeheo Tiako laingosana hatao kilalao

▶︎
Ho an'i Gabhy ... Medley 1 - Tarika Gabhy - Tanora mpankafy - Faniry - Honorat

▶︎
BACKSTAGE LIZAH RASETA BY MALAGASY TV

▶︎
Tsy hoe ela (Tarika Njila) - A/C: Mamy Rakoto

▶︎
Paris Vintage Chansons 🌹 Mélodies d’Amour et Douce Nostalgie de la Ville Lumière 🇫🇷

▶︎
DO RAJOHNSON FT FYRANCIA

▶︎
Gabhy & Lizah Raseta - Dia lasana tokoa

▶︎
Ilazao ny famonjena 2026 (NJILA / BODO)

▶︎
Faniry Raelison - Ekeko satria (Gahby)

▶︎
ElieRelax Instrumental Elie Miandry anao Gabhy

▶︎
Haolo mantsy ilay tanana (Farantsa & Fobec / Barijaona)

▶︎
Mirindra sings "Inay aho" de Gabhy

▶︎
T-Kalo Cover Medley Mahaleo

▶︎
Ho an'i Gabhy - Medley 02 .....

▶︎
Veloma finaritra - FEON'ALA

▶︎
COVER hiran'ny TARIKA NJILA (medley)

▶︎
VALIN KAFATRA
![JEROME RANDRIA /// RAHA HO NOFY [ CLIP GASY ]](https://i.ytimg.com/vi/kh1NRx4nuX4/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLCQ5JK1ZlThtR48Zd4472nIk1cevA)
▶︎
JEROME RANDRIA /// RAHA HO NOFY [ CLIP GASY ]

▶︎
FINARITRA NY FO

▶︎
mila anao ny fiainako

▶︎
