Nate Tex - Pejy Faharoa - Karaoké
Ry foko, mangina aza tomany Aza minia akory ny mba manontany Hoe aiza ilay toerana iray izay hiorenako hatrizay Fandrao, sao tapitr'aina ianao Ry foko eny ianao navela irery Tsy notsaroina fa nariana teny ho eny Ilay niandrandra fifaliana, toa nianjady fahoriana Mitonia, f'izay no iainanao ety Réf: Ataovy ao an-tsainao, ny ampitso tsy ho hay Tsy atao hampihemotra intsony izay vita izay Fa mandrosoa, katsaho ny soa, dia ireo taloha, soloy pejy faharoa Fa androany ianao mijaly ampitso ianao hifaly Reo soa nataonao tany any andro ho voavaly Oh mitonia, ry foko tia Indray andro any, hisolo ilay fitia, ary ho doria Ry foko, raha tojo fiainam-baovao Ka hanavao eto indray ny fiainanao Ireo izay tsy nety sy izay rehetra tsy kinasa aleo hitoetra ho an'ilay tantara fahizay Ry foko, mangina aza tomany Fa misy anjara miandry anao foana any ho any Izy efa miandry manantena fitia iray izay tsy hay fefena Ampy hanavao, ampy hanova anao

Karaoké gasy HAFA MIHITSY - Fy Rasolofoniaina

HAFANANA - Nate Tex ©2024

Nate Tex - Pejy Faharoa (Clip officiel 2019)

Njara Marcel - Aza ampijaliana - Karaoke

Dadi Love - Tsy atakaloko Karaoke (edit by Térreur) 2k16

Tantara mamy - Nate Tex - Gaëlle Tsirininofy - Karaoké

Nate Tex - Tsara tso-drano (KARAOKÉ)

Ampy izay Niu RAZA KARAOKE

Karaoke Gasy RAHA TSY HO AHY - Rija Ramanantoanina

DAHALO - MIKE TYSON (CLIP OFFICIEL)

NATE TEX - HAFANANA KARAOKE

Karaoké TSY FOIKO IANAO - FARAKELY & LAZA

karaoké .Ahy ianao ( Saropiaro).Ny Jihy.by Frank RABE.

FARAKELY - Fitia mangiana (Lyrics&Guitare - Karaoke Gasy 2024

Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA
![Ho malalanao Zay [ Karaoké ]](https://i.ytimg.com/vi/3Ag8QQLTDeU/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYSCA_KHIwDw==&rs=AOn4CLAGRZKc-OMGDD19XzNpy5adpCq-mA)
Ho malalanao Zay [ Karaoké ]

Tsy Miova - Nate Tex & Micky , spectacle "Tsimiavo"

Aina Cook - Tantara taloha (Instrumental)

Lay anjeliko - Mirado (karaoke instrumental)

