Fihemorana any am-parany 21-01-2018
Matio 25:1 Ary amin’ izany ny fanjakan’ ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany ka nivoaka hitsena ny mpampakatra. 2 Ary ny dimy tamin’ ireo dia adala, fa ny dimy kosa hendry. 3 Fa ny adala nandray ny fanalany, nefa tsy nitondra solika fitaiza; 4 ary ny hendry kosa nitondra solika tao anatin’ ny fitondrany sy ny fanalany. 5 Ary raha naharitra ela ny mpampakatra, dia samy rendrehana avy izy rehetra, ka dia natory. 6 Ary nony mamatonalina, dia nisy antso hoe: Indro ny mpampakatra! Mivoaha mba hitsena azy. 7 Dia nitsangana ireo virijina ireo, ka samy namboatra ny fanalany. 8 Dia hoy ny adala tamin’ ny hendry: Mba omeo kely amin’ ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay. 9 Fa ny hendry namaly ka nanao hoe: Sao tsy ampy ho anay sy ho anareo, fa mandehana mankany amin’ ny mpivarotra hianareo, ka mividiana ho anareo. 10 Fa raha mbola lasa nividy izy, dia tonga ny mpampakatra, ary izay efa niomana dia niara-niditra taminy tao amin’ ny fampakaram-bady, ary dia narindrina ny varavarana. 11 Ary rehefa afaka izany, dia tonga kosa ireo virijina teo ka nanao hoe Tompoko, tompoko, vohay izahay. 12 Fa izy namaly hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy fantatro hianareo. 13 Koa amin’ izany miambena hianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.

Tsy irery ianao fa eo ny Fanahy Masina

Românii care schimbă vieți în Africa: construiesc școli și transformă comunități

Marka 16: 15 - Ny hevitro momba ny varotra any am-piangonana rehefa Alahady

Ny fahatsorana

Fanokanana Diakona FKMA

Spécial Evangelique - Revirevy Mozika | Mozika Malagasy Ranoray

Ny fitiavam-bola 13 05 2018

RESTORING THE ORDER 2026 - DAY-6 #dunsinoyekan #worship #intimacy

Antomotra ny ora, vonona ve ianao? 29 01 17

Saino ny zavatra any ambony-2- Pst Tantely Ratsimba - PK00 Soarano 12-12-21

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

Tabernakely : ireo dingana ho an'ny Kristiana 27 05 2018

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

ISANTAONA TOBY ANKARAMALAZA faha 83:Toriteny 11 Past Mampitohy Elia

JUST SIT AND REST HERE IN GOD'S PRESENCE

mitombo Amin'ny finoana sy ny fiainam-bavaka par Pasteur Rija RANDRIANANDIANINA

TORITENY ALAHADY 07 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

Hetahetam-pamonjena 02 juin 2019

Strengthening the Inner Man!

