Nord Electro ny hevitro manokana

#tsog #tutosongasy Hifampizara isika mahakasika itony clavier mena izay malaza Eran-tany itony Mety aminao ve izy io ? sa inona no tena tianao raha clavier de scène ?