MINO AHO RIJA RASOLONDRAIBE
Zoky ah! Misy afo mampafana miredareda eo amin'ny ny fiderana misy firaisampanahy misy hery mampiray hanambatra indray ny fizarazarana Zoky ah! toy ny ety ambony tany maro ny mijery antsika any andanitra fa na ny any na ny aty nasainy hifankatia hifampitantana fa lavitra ny dia Mino aho aho f'efa manakaiky ahy ny fanjakany reo mino mahala ihany hifandray tanana @ zany hiaraka iaina hatrany andanitra any Mino aho aho f'efa manakaiky ahy ny fanjakany reo mino mahala ihany hifandray tanana @ zany hiaraka iaina hatrany andanitra any Zoky ah! Ny alitara fiderana miandry antsika hanadratra ny fahazavana ny fanilo an tananao ny fanasina lazainao tsy mamono fa manome aimbaovao Zoky ah Refa mivavaka ianao misy hery vaovao ao ampoko ao Reko ny hafaliana iray mahita antsika tafaray miara manao fihirambaovao Mino aho... Fa mahery ny fanahy handresy lahatra indray reo manao lalaon'ny mpanameloka rahalahy F'ireo zanaky ny ray hampihavana @ zay ny mpivavaka mino Tompo Ray Mino aho...

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Ampianaro aho - GMMC

Don Moen Playlist with Our Father 🙏 Nonstop Praise and Worship Songs 2026

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2024(EDITION 8)LES ADLNES-NY AVO-TANORA IN FAITH)

BEST OF CANTIQUE ZAFINDRAONY by SAOTRA SY DERA (Full Album Audio)

ANTSAN KIRA FIDERANA RIJA RASOLONDRAIBE

Ohatran'ny ho tsara - Rija Rasolondraibe (Clip Officiel)

" ENTO AHO " Rija Rasolondraibe - Live MLK 09/07/2022

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"

EFA NASANDRATRA IZY - MEDLEY ( RIJA RASOLONDRAIBE )

"Mitalaho" - Jaw's Band

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Tena hafa ihany

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Izay Vonona No Mandeha | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

Zahay Eto Foana | Jaws Band | Hira Fiderana Malagasy

TOE-PO - Joseph d'af

Rija Rasolondraibe - Mbola hotsaraina

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

