Malomaloka //Olombelo ricky(zarahasina) clip officiel

MALOMALOKA Malomaloka endrika foana aho Fa matsiarotsiaro anao Noho ireny zava maro tsiahy Malomaloka endrika foana aho Fa matsiarotsiaro anao Noho ireny zava maro sy fomba fanao Fa na laninao aza ireo rano mainty nanoratako hira Fa na teo aza Ireo fahatsiarovana mamirifiry Tsaroko foana ilay lalana mankany Tsaroko foana ireo hafatrafatra napetrakao tamin'izany Malomaloka endrika foana Fa matsiarotsiaro anao Noho ireo zava-varo tsiahy Mba rahovina ihany ilay andro Metimety aminao Ho an'ireo zava-maro efa fanao OR