Ny raim-pianakaviana sy ny fanamby - [AMPELA MIHARY] - 05/05/2026

Ny raim-pianakavina dia lehilahy izay lohan'ny fianakaviana sady vady, manana zanaka, andry iankinan'ny ankohonana. Ny fanamby ankehitriny dia ny fitaizana ny ankohonana manoloana ny fivoarana, eo koa ny fahasarotan'ny fitadiavam-bola ka lasa misara-toerana ny mpianakavy ary misy ny fahabangan'ny ray amin'ny fitaizana ny zanaka ; entanina ny raim-pianakaviana hanao ezaka mampiseho ny fisiany ao an-trano.