Tantara NY ROVA Mila mahafantatra ny Tantara ny Malagasy Rehetra

#Imbosalama_Razaka no tena #anaran'Andrianamponinimerina. #Nahoana_novaina_daholo ny anaran'ireo #mpanjaka rehetra #nanjaka tao #Iarivo rehefa #fantatra fa tsy #hova_na_Merina izy ireo ( hataoko hoe "Émyrne" sao mba izay no metimety amin'ny mason'ny sasany ) ? #May ny #Rova , tsy feno ny #fanadihadiana hoe inona ny antoy #nahamay azy? Efa #novaina_sy_navaozina ny #Rova taorian'ny fanjakan'i #Andriananimponinimerina satria tsy nety tamin'Iarivo intsony zany #asan-tanana #vahiny avy any amin'ny #faritany izany . #Porofointsika anatin'ity #horonantsary ity fa dia #Antemoro tokoa i #Ymbosalam_Razaka, ny #anaran'ny #reniny sy ny #raibeny dia novaina ihany koa : inona ny antony? #Moa ve mba tsy ho takatr'ireo tsy tia #karokaroka sy ireo #be_manaiky_fotsiny ny tena #tantara_marina? Carrozza Heliarisoa. Thanks for your love and support🙏 ❤️ Abonnez-vous    / @fansserinacomedian   SUBSCRIBE