Teboka - Taram-pahazavana (Clip Officiel)

Teboka - Taram-pahazavana (Clip Officiel) Ekena hoe mafy ny fiainana, na reraka sy te hitroatra aza ny fo sy fanahy dia tsarovy fa ianao 🫵 dia fanatenana sy "TARAM-PAHAZAVANA ✨" Ho an'ilay olona tena tia anao. Ka aza adino ny misaotra azy ny miteny azy hoe tia azy ianao 🫶. Ho anay tarika Teboka dia ianareo no Taram-pahazavanay 🥰 Ka ho atolotray ho an'ireo : Reny ❤️ Ray 💪 Zanaka 🫶 Havana ✨ Namana 🥂 Sy ireo maro tsy voatanisa 🔥 Na ireo mbola eo na ireo efa lasana 🤍 Indro ary ilay " TARAM-PAHAZAVANA ❤️ Réalisé par Rolland Raman et Miandra Rah de Dyar Films ℗ Production/ © Edition/Distribution : ‪@Drelli Music Group Under Exclusive Licence teboka,teboka taram-pahazavana,teboka taram-pahazavana clip officiel,clip video,njara marcel,mozika gasy,glita,teboka gasy,nouveaute gasy 2026,acoustic gasy,hira gasy,hira tiako,reko band,pop guitar gasy,indie folk gasy,gasy teboka clip,clip teboka gasy