Niu Raza - Zoriko Ny Lalako (prod. by Hannova)
Salama everyone! This is another malagasy collaboration and it's a track produced by a super dope producer from Madagascar as well called Hannova! This is "Zoriko Ny Lalako", Malagasy for I am going to keep moving forward. I hope you enjoy! Tononkira: Raha izay tian’ny olona foana no hatao Dia hiaina ve isika? Raha hiaino kiana foana zah sy anao Dia handeha lavitra ve tsika? Baiko baikon’ny olona isan’andro Misy foana izay ho aleha Fa izaho tsy manaiky lavo Ny tia ahy koa be dia be Fa zoriko ny lalako Na hisy sakana aza eny an-dalana eny Fa zoriko ny lalako Fa Zanahary no manome Eny maro Maro ny zavatra Tiako ho atao Fa maro Maro koa Ny tahotra ato an-tsaiko ato Za mbola hijoro foana na lavo Za mbola hijoro foana Follow Niu Raza: Facebook – / niurazamusic Instagram – https://www.instagram.com/niuraza/?hl=en SoundCloud - / niurazamusic Follow Hannova: Facebook: / hannovabeats Instagram: / hannova_off. . Soundcloud: / dj-hannova

Niu Raza - Arendrina Taratasy (prod. by Teints Record) (Official Video)

Niu Raza - Laingalainga

L'HISTOIRE DE NIU RAZA !

Niu Raza - Any e (Live From The ALA Sherehe Celebration)

MASOANDRO MIBALIAKA- REKO

Niu Raza - There Is Nobody Like You

Skaiz - Hitety fotoana (Directed by Tsilavina R La St'art Project2025)

PELAZY - Jack'Dad feat ALG ( Official audio visualizer )

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

Tinahime - Maybe It’s Too Soon (Lyrics Video)

BOLO - Ravitoto (Official Video)

Tantara mamy - Version Nate Tex & Niu Raza. By Sehatra.com
![Ljo - 🌹MAMY🌹 [Official Video]](https://i.ytimg.com/vi/096MClOsfbg/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBMzBfaiYDL_sHuc_CYhi-I9plryA)
Ljo - 🌹MAMY🌹 [Official Video]

Ayam - My Soulmate

God Blessed - Niu Raza (Prod by KODT)

TSANTA - FITIA NIOFO (Clip Officiel)

Ceis - Mougou (Official Video)

NIU RAZA - IKALAJEJO (prod. by Teints Record) (Official Video)

Ilay hatsaranao - MIRADO

