Meteza Hahatsiaro (Njakatiana) - Malagasy Guitar Tutorial

Tondrompeon'i Njakatiana....tsara be ilay intro.... Demo: 0:00 - 2:53 Lesona: 2:54 Tondrompeo: https://acousticgasy.com/2014/08/07/1... Ity ny pejy misy ny tondrompeo Malagasy rehetra: https://acousticgasy.com/ Raha zatra naoty Do Re Mi dia jereo ity pejy ity: https://acousticgasy.com/tsara-ho-fan...