2 PENTEKOTISTA

Samy nanana ny fomba nankalazany ny Pentekosta ny fiangonana, ka ho an'ny fiangonana Pentekotista mitambatra etsy Ampandrana dia ny tontolo andron'ny alahady ny fotoam-pivavahana nanamarihana izany.