MAGE 4 sahy minia

Hira vaovaon'ny tarikaMAGE 4 @izao fankalazana ny faha-25 taonany izao. Hira noforonon'i Ken, na ny tonony na ny feony, miaraka @ arrangement nataon'ny tarika iray manontolo Horonan-tsary novokarin'ny Sary sy Feo Malagasy Graphics