Tantara Malagasy - NY MATOATOA AN-DRATSARAVELO (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
NY MATOATOA AN-DRATSARAVELO Tantara mampatahotra Tantara niainan'i Ramose Toky, voairaka hiasa hampianatra, tao amin'ny tanàna atao hoe Amberivatry. I Ravo dia isan'ireo mpampianatra ao Amberivatry, izay tonga nanatitra fanomezana toy ny akondro sy vomanga ho an'i Ramose Toky. Dadabe Ramaro izay lehiben'ny Fokontany teo aloha no tompon'ny trano hipetrahan'i Toky. Nandalo teo alohan'ilay trano misy rihana mitokana kely i Toky indray hariva ary nisy niantso avy ao amin'ilay trano... i Ratsaravelo ilay niantso an'i Toky, nahagaga an'ity farany ny resaka nataon'io vehivavy io izay resaka fitiavana tsy fanta-pototra mazava. Na nisalasala aza i Toky dia toa tsy te handà satria resi-lahatry ny hatsara-tarehin'ilay vehivavy misitery. Nanome fotoana i Toky fa hamaly ny fangatahan'i Ratsaravelo mikasika ny fitiavany. Teo am-piandrasana an'i Ratsaravelo i Toky no niditra ny trano i Ravo, tsy nanafina ny faniriany hifankatia tamin'i Toky itsy farany ary nampitandrina ihany koa hoe maro ihany ny vehivavy tsara eny an-tanàna fa misy koa ny ratsy toetra. Vao lasa i Ravo dia nandondona tao am-baravarana i Ratsaravelo ka nampandrosoan'i Toky tao an-trano, nanaiky hitia azy Toky. Noferan'i Velo tsy hampahafantatra ny fiarahan'izy roa i Toky... Mpanoratra : RAFIHERITRERETANA na RAKOTONIRINA Jean Emilson Mpilalao : Harilivah, Faly, Le Mec, Vanintsoa, Niravo Nandray feo : Tovo Razanamamonjy Nanatontosa : Anja Hariliva

Tantara Malagasy - AVELON'AMBOHIMANAN-DAZA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Tantara malagasy - TANANAN'NY AIZINA Fizarana I (Tantaran' RECORD FM) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

NISANGY FADY TANTARA GASY

MPAMOSAVY LAHY - Tantara Kolo fm (Tantara An'Onjam-peo) Indray Miseho

"ILAY TENA MAHATOKY"

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Valifaty mampihoro-koditra (Mampatahotra Mampitaintaina)

Tantara Malagasy - LOZA MIANTONA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Fanjan'Ambondrombe--Tantara RDB ⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA⛔️ #gasyrakoto

ILAY TENA TIA (Tantaran'ny Radio plus) Tantara Lava

Tantara Malagasy - OMEO AHY NY FAHAFAHAKO | Tantaran'ny Radio Don Bosco

Ny tsinin'i Neny - Tantara RDB #gasyrakoto

MISTERIN'ILAY BOKY MAINTIN'NY HAIZINA - Tantaran'i Record FM (Tantara An'Onjam peo)

Tantara Malagasy - RATSIMITAHA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

RÈGLEMENT DES COMPTES TANTARA GASY

Tantara Malagasy - TODY TSY VALIA (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Misterin'ny villa an'i Rakotomanga - Tantara Malagasy FM

TANTARA MALAGASY - IZA _ FIZARANA VOALOHANY

TANTARA MAMPATAHOTRA NY RDB . AMPASANJINA

tadiavo ny lohako tantara VIVA radio

