TSIAFAJAVONA - ANKARATRA [ HIKING, ADVENTURE, MADAGASCAR ]

Saika maty aho zalahy vao tafiakatra teny ambony teny a !! Ao anatin'ity horonan-tsary ity dia ho entiko ianareo miaraka amiko hitsika an'izany Tsiafajavona izany, Tendrombohitra mirefy 2646m, fahatelo lehibe indrindra eto Madagasikara #malagasy #madagascar #travel #adventure --- Facebook : www.facebook.com/blaogy.voyage Instagram : www.instagram.com/blaogy.voyage_tiary Mail : [email protected]