🎼🎧🙏Fanahy Masina - Groupe TAMIA (Tafika Midera an'Andriamanitra)
Fanahy Masina - Groupe TAMIA (Tafika Midera an'Andriamanitra) CLIP LYRICS AVRIL 2024 inty ny lien Facebook : https://fb.watch/rsTr2KbDfJ/ 1-Fanahy Masina ô miantso Anao aho Fa maniry ny fanatrehanao Mamenoa ny fo, saina sy fanahy Mba midina eto anio Ianao Fanahy Masina ô miantso Anao aho Fa mangetaheta ny hasoavanao Raiso ny amiko, indro atolotro Mba hanjakanao mandrakizay REF : Aiza Ianao Fanahy, hitari-dàlana ahy Ary hanenika ahy ny hatsaranao Mamy ho ahy tokoa, ny hosotrao Tompo ô Tiako sy tsy foiko Ianao Music REF : ………………………… (x2) 2-Fanahy Masina ô miantso Anao aho Fa maniry ny fanatrehanao Raiso ny amiko, indro atolotro Mba hanjakanao mandrakizay (x2) FIN https://tononkira.serasera.org/hira/groupe... #Autres Liens et plus de music : Fanahy Masina - Groupe TAMIA (Tafika Midera an'Andriamanitra) https://fb.watch/rFFfCDCcwz/ TIAKO IANAO (Groupe TA.MI.A) - TOKY NIAINA Feat RAVAKA • 🎼🎧🙏TIAKO IANAO (Groupe TA.MI.A) - TOKY NIA... ILAY FAHAZAVANA - GROUPE TA.MI.A • 🎼🎧🙏 ILAY FAHAZAVANA - GROUPE TAMIA NAMAKO TOKY NIAINA FEAT TOKY FITIA • 🎼🎧🙏NAMAKO TOKY NIAINA FEAT TOKY FITIA CLI... MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDRAIB-JDAF) • 🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow éva... MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 2)(NY AVO-CEVAM-JOHANE-GRPE BA-JAWS B) • 🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow éva... MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 3)(NY AVO-PEPE SHINE-RIJA-CEVAM-REKO) • 🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow éva... MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 4) SPECIAL CEVAM LIVE • 🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow éva... MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 5) SPECIAL COVER • 🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow éva... MEDLEY HIRA MEILLEURS SLOW EVANGELIQUE 2024 (COVER FIHIRANA & EXTRAIT ALBUM GROUPE TAMIA) (EDITION 6) • 🎼🎧🙏MEDLEY HIRA MEILLEURS SLOW EVANGELIQUE... HIRA FIDERANA MEDLEY SPECIAL SLOW-POP ROCK 2024 (7EME EDITION) • 🎼🎧🙏HIRA FIDERANA MEDLEY SPECIAL SLOW-POP R... MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2024 (LES ADLNES-NY AVO-TANORA IN FAITH) (EDITION 8) • 🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow éva...

🎼🎧🙏HIRA FIDERANA MEDLEY SPECIAL SLOW-POP ROCK 2024 (7EME EDITION) (DAYVIDE-TDL-JOSEPH DAF-RIJA RAS)

Aina ivelomako ianao Fanahy Masina. HIRA JESOSY MAMONJY

Best Christian Songs 2026 ✝️ 2 hour Playlist with Praise, Holy Forever & Oceans | Christian lyrics

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2025(EDITION 11) (Rija Ras-Revival-TDL-Shine -NyAvo-Henika-PépéShN)

Zarah-Ilay teninao

TAHIO NY NENINAY -cover-hira JESOSY MAMONJY

Marka 16: 15 - Tsy mandao anao anaty sarotra izany ny Tompo.

Aiza no misy Anao ry Jeso? | Tarika Christophe Ratrema | Hira Fifohazana | Tononkira

Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel

Best Morning Hillsong Worship Songs 2026 | Morning Christian Worship Music for Prayer & God's Peace

🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 5) SPECIAL COVER

ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA SPECIAL CHORALE 2025 PART 1 (EDITION 13) HOSANA-AMPIFITIA-TMI-SLKAT-FEFI-CFF

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

♫ Jaws Band - Fanahy Masina

