Reveko tsotsotra 😇 #cover 🎸 : Herizo. BARIJAONA & O' SUZAH - Antananarivo
BARIJAONA & O' SUZAH - Antananarivo Mba fantatrao ve ity vohitra ity Somary ntaolo fa maro mpitia Hifanontofan'ny olona mandalo Tia hirahira sy tia kalokalo Antananarivo hikaloy, havoana mora fantatra Antananarivo tsy mba foy, fanao ankamantatra Analamanga fehizay, dia tena maminay Tsy lefy io tsy miova hatrizay Endrey tazano ny hatsaran'ilay Iarivo tsy mba roa Tarafim-bolana any ho any, mahamanina tokoa Vahiny ve tsy ho tamana Rotsirotsin'ilay tanana Amin-kira ivaiva manakoako takariva #guitar

▶︎
LUDGER ANDRIANJAKA - TOKANTRANO PARADISA (Mbola Talenta & Rado Manalina)

▶︎
SAKELIDALANA eto @KANTO MIAMPITA

▶︎
He Asks To Play My Guitar and This Guitarist Shocks His Girlfriend

▶︎
Mahaleo ( Bekoto ) Ikala Françoise ..( Revy guitare

▶︎
Zafindraony Mifankatiava - Betsy Kanada

▶︎
Frankreich - England, Highlights mit Livekommentar | FIFA WM 2026 | MAGENTA TV

▶︎
What's Up Madagascar 261? Back in the Highlands and Tana! | Vaovao #34

▶︎
The Iconic Bass Riff That NOBODY Can Play

▶︎
Photographers Who Became Friends With Wildlife in the Sweetest Way! 😍🐾

▶︎
FFPM 479 – Jeso no anjarasoa Zafindraony - SAFIF

▶︎
LOLO SY NY TARINY - Maninona e ! #cover #music / Guitare 🎸: Herizo

▶︎
Dadah ( Mahaleo ) _ Tsy misy ny doria . Noreveko tsotsotra ☺ Guitare : Herizo

▶︎
Amazing Takeoff at Saba Airport! Pilot Risks Everything on the World’s Shortest Runway

▶︎
Bekoto tao @ Milon Kazar - 19032022 (100 mn)

▶︎
MAHALEO ( Bekoto ) _ Tapa - kevitra

▶︎
NIVOAKA NY ZAVATRA TSY FANTATR’OLONA , GRAVE NY ZAVA-MISY ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
Finally reuniting with my family in Anivorano Nord 🇲🇬 | An emotional moment

▶︎
SODIAT Group Case: MANY RUMORS AND GOSSIP, BUT THE TRUTH NEVER DIES, SAYS Serge JOVIAL

▶︎
Mahaleo - Adin-tsaina (Celtic version - lyric video)

▶︎
