Omano ny Mandrakizainao

🔥Miangavy antsika rehetra mba hanaraka an'ity vidéo ity fa mahasoa antsika rehetra.❤️ Aza hadino ny mi-abonné ato @ chaine YouTube! Facebook - facebook.com/newlifemadagascar #Jesosy​​ #Jesoa​​ #Andriamanitra​​ #Kristianina​​ #Malagasy​​ #Madagasikara​​ #Toriteny​​ #Baiboly​​ #Kristy​​ #Malagasy​​ #Gasy​​ #Madagascar​​ #Fiangonana​​ #Fiderana #FanahyMasina #mpino #mpivavaka #fitiavana #mandraikizay #omano #Jesosy Matio 16:26- Fa inona moa no soa ho azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy? Ary inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy? Romana 2:5-9 - Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no irakatenao fahatezerana ho anao amin'ny andro fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra, 6Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy: 7ho an'izay maharitra manao soa mandrakariva ka mitady voninahitra sy laza ary tsi-fahafatesana, dia fiainana mandrakizay; 8fa ho an'izay mitady ny ho an'ny tenany ihany kosa sady tsy manaraka ny marina, fa manaraka ny tsy marina, dia fahavinirana sy fahatezerana,