KEMYRAH - Solo (Clip Officiel) Prod. GianBeat
Listen to Kemyrah "Solo", a single of his long play Prod. GiantBeat Studio x Mix and Mastering : Flawless Recordz Germany. Second single from the MooD album Lyrics Sarotra be ny miaina ety Eo ankavia sy havananao foana anie ny adve Ialahy mba manomana ady ve? Ho hitanao fa ve be ny hamingana anao Wawawa...Vao mivoatra kely ialahy dia blablabla Tsy tiany hiakatra, fa vao mia tafa kely ialahy dia pawpawpaw (bruit de rafale) Yao, mokondoha anie mila abotsina Izay mitabataba arinanao henoina fotsiny Tadidio fa les murs ont des oreilles Rehefa manao hadisoana aza adino ny manao déso Ray Ialahy mila manao izay mety Raha lavo ialahay reo tsy tia an'ilahay hanao fety De ndry koa anie mila mba mahay mifehy tena Fa tsy hisy hanolo-bato mafana andry zany eo rehefa ilay mba miteny Bridge : Indraindray koa anie tsy mety izay ataonao Nefa niezaka nanao an'izao sy izao Izay vao tsapanao fa tsisy hanampy anao afa tsy ianao Betsaka ny mody namana ireny Manatsatoka antsy anao nefa tsy miteny Izaho milaza aminao fa tsisy hafatsy ny ny mandeha irery Refrain : Aleo ihany oa mandeha solo Aleo ihany oa mandeha solo, an an (2x) Fa sarotra ho an'ny hafa anie ny manaiky anao Raha misy fahombiazanao izay nataonao Mbola tsy inona tsy inona ialahay aza efa maloto ny sainy Voamay moa tafa ialahy dia voamay ho ankahalaina ela Tsy tian'ny sipa ve ilahay raha tsy manambola Dia naleony niaraka amin'ny Papa sola Raha izay no zava-misy dia aleo mintsy izy iny ialana fa nga hoe raha tsy tsisy anazy dia midola ialahy yayaya, aleo Liona mandeha irery e Toy izay Ondry malaza ry lety Yayaya, fa ity fiainana ity feno mistery Mandeha irery ialahy dia tsy mba mety very e Efa mahazatra ny vavanreo Tsy ilainla akory ny mamoka feo Fa aleo ny fahombiazan'ialahy no hiteny fa rehefa any aoriana any ve ireo tsy ho leo Calme fotsiny dia mandroso, aleo hiteny izy dia aleo hisouze Any aoriana any izy hangataka douze amla (izay ialahy vao tonga saina hoe) Refrain : Aleo ihany oa mandeha solo Aleo ihany oa mandeha solo, an an (2x) Aleo, aleo, aleo ihany oa mandeha solo, toy izay mal accompagné enao Aleo ihany oa mandeha solo Bridge fin : Indraindray koa anie tsy mety izay ataonao Nefa niezaka nanao an'izao sy izao Izay vao tsapanao fa tsisy hanampy anao afa tsy ianao Betsaka ny mody namana ireny Manatsatoka antsy anao nefa tsy miteny Izaho milaza aminao fa tsisy hafatsy ny ny mandeha irery ----------------------------------------------------------- Follow Kemyrah on : Facebook : / rapgasy.kemyrah Instagram : https://www.instagram/kemyrah_gasy

KEMYRAH - Boky Vaovao (Clip officiel)

Kemyrah - Mosavy (Clip Officiel)

RABOUSSA-EFA FANTATRAO

Mampisinda ny Aretiko (feat. F.S.C Music Officiel)

Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD

THT x KEMYRAH - GENTLEMEN official Lyrics video 2020

DOM RASOLO- Ampitao aminy

Mafro Martiora - Dya ( Official Video )

ZAKAI - ZAY FIKA (OFFICIAL VIDEO)

MADMAX : Full Album PARIAKA of MADMAX

Kemyrah - Lady Di (Clip Officiel)

TSOTA - TSY TAZANA (Official Video 2026)

CKYCKY & MAJESTY & RIM-KA - NUMBER ONE (Clip Officiel)

RTV (Raha Tsy ho Vita) (feat. Ortegah)

KEMYRAH - MOSAVY (OFFICIAL AUDIO) Prod. by RASPO

Kemyrah - Anjarako (Clip Officiel)

TSANTA - FITIA NIOFO (Clip Officiel)

BOLO - Ravitoto (Official Video)

HAFA MIHITSY | REKO

