REY - VITANAO IO FA AZA AVELA
REY - VITANAO IO FA AZA AVELA (official video) Manao ahona ianao salama ve? Ity hirao ohatran’ny hiram-pirenena Ny herin-tsainao no lakana hiampitanao rano!! Tsy taitaitra fa andrasana izay ho avy (Avelao hiodina eo ihany) Vitanao io. fa fantatro lesy a Efa Hainao dia ataovy izay tokony atao alaivo ny anjaranao Alefaso dia apekapekaro ô Alefaso dia apekapekaro ô Alefaso dia apekapekaro ô Ankafizo dia andao ampiakaro ô!! Vitanao io fa aza avela (Alefaso Alefaso) Mijoro dia manantena (Alefaso Alefaso) Vitanao io fa aza avela (Alefaso Alefaso) Atanjao ny saina mba ho tonga amin’ny tanjona hiriana Aza variana fa io ny fahasambarana Ahitsio fa aza avela hitsivalana, Ny ho avinao rahapitso mihitsy io ka raiso antanana. Asehoy anazy fa ianao io koa anie manana. Talenta nomena anao io, trandrao io fa aza avela Na maro manelingelina anao io fa aza avela Ajao ilay izy raha mba nomena anao io fa aza avela fa aza avela, hey Alefaso dia apekapekaro ô Alefaso dia apekapekaro ô Alefaso dia apekapekaro ô Ankafizo dia andao ampiakaro ô!! Vitanao io fa aza avela (Alefaso Alefaso) Mijoro dia manantena (Alefaso Alefaso) Vitanao io fa aza avela (Alefaso Alefaso) Atanjao ny saina mba ho tonga amin’ny tanjona hiriana Aleoko tsy manontany, tsy fantatrao ny tian’ny bandy Ity natokana ho anao, aza miraikitra eo. Na rangahy io na tanora, miady ianao io yeah aay.. Aza asitrika any raha anananao Aza mitady koa ianao fa efa « an an aany » Ka menamenatra fa miandry anao ny aty Avelao ho any izay mbola « jalousie » Alefaso dia apekapekaro ô Alefaso dia apekapekaro ô Alefaso dia apekapekaro ô Ankafizo dia andao ampiakaro ô!! Vitanao io fa aza avela (Alefaso Alefaso) Mijoro dia manantena (Alefaso Alefaso) Vitanao io fa aza avela (Alefaso Alefaso) Atanjao ny saina mba ho tonga amin’ny tanjona hiriana « Aza variana fa io ny fahasambarana… » Audio: Tsam Rec & Prodige Records Video: WLR Films

REY - TANY AMPIANARANA (Directed by Tsilavina.R_La St'art Project2025)

Rey - Izaho sy ianao (Cover you&I O.Direction)

ALERTE 🚨 : TOHIN'NY RAHARAHA FANAFIHANA SINOA TENY AMBOHIBAO ... ( LIVE D'URGENCE )

Maizimbolana Saison 4 épisode22 - Film gasy vaovao 2026
![2026 Zim Music Mix [Vol 10] | ft Andy Brown, Shinsoman, Kae Chaps, Sylent Nqo, Bagga & many more](https://i.ytimg.com/vi/QIjqrh1-U7M/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEnCNACELwBSFryq4qpAxkIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAG4AvMY&rs=AOn4CLB9Vc_Nba6y8VDC1IUIMlMhLkrdQA&usqp=CCY)
2026 Zim Music Mix [Vol 10] | ft Andy Brown, Shinsoman, Kae Chaps, Sylent Nqo, Bagga & many more
![MIX KOMPA LOVE HAÏTIAN NOUVEAUTÉS 2026 VOLUME 2|Misty |Bedjine|Pedro Force[Prod by:Mr_Bootros]](https://i.ytimg.com/vi/9V8v9qVT9vc/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwFBCNACELwBSFryq4qpAzMIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYMCA-KH8wD7gC8xg=&rs=AOn4CLBfTTM1m-EDB_kUdnEI_hOyhM-K9Q&usqp=CCY)
MIX KOMPA LOVE HAÏTIAN NOUVEAUTÉS 2026 VOLUME 2|Misty |Bedjine|Pedro Force[Prod by:Mr_Bootros]

BEST OF MARIO (VIDEO COMPILATION)

REY - Roky e

LOWIS - NGOMA ANAO (Clip officiel)

Ibiza Summer Deep House Mix 2026 Best Chill & Tropical Vibes #47

Ayam - Tomorrow koa Day (Clip Officiel)

Rey - Hazavana (flashlight version malagasy)

MOPCAAN - ANAO TOMPONY (Official Video)

Rey x Loucia - Omeno fotoana (vizu)

Mr SAYDA & ATON'ICH - Tsy hanampetra (Official Vidéo 2020)

NY VAOVAO MBS - SABOTSY 11 JOLAY 2026

❤️ Haitian Kompa Love Mix 2026 🌹 Best Romantic Kompa Songs Playlist For Lovers Night

MADAGASCAR la RN 12 de Manakara à Fort Dauphin

Rey - Tany am-pianarana

