Ma randonnée à la réserve naturelle d'Ankafobe

Entiko amina toerana iray Mahafinaritra be ianareo androany Tsy iza akory izany fa ny réserve an'Ankafobe Amin'iny RN4 iny no misy azy ary matetika dia andalovantsika fotsiny ilay izy Araho hatramin'ny farany ny vidéo