TOMPO O HITAKO MASO/Vetson'ny Fanahy Masina Analamahitsy
👉🎁MIVERENA IANAO/Auteur / Compositeur : Chorale ANTSAN'NY FENOMANANA Tompo ô, hitako maso 'Lay famonjena avy aminao Nomaninao ho an'ny vahoaka ) Eran'izao tontolo izao. ) (indroa) [Lk. 2, 29-32] 1 Azonao alefa amim-piadanana amin'izay ) Ny mpanomponao araka ny teninao. ) (indroa) 2 'Lay hazavana natao hanilo ny firenena, ) Voninahitray vahoaka voafidinao. ) (indroa) 3 Dia ilay Mesia Zanakao ka nirahinao ) Mba hitondra anay hiditra ao an-danitra ao. ) (indroa)

▶︎
Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

▶︎
FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

▶︎
Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)
![RAPAULSON MANDIAVATO /// DISADISA TSY MIALA ...[ FILM HIRAGASY 2018 ]](https://i.ytimg.com/vi/C4kivRfZimk/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBIIGsn45hkzZm8jy84cVXynkVIpg)
▶︎
RAPAULSON MANDIAVATO /// DISADISA TSY MIALA ...[ FILM HIRAGASY 2018 ]

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'MIALY RAKOTOMAMONJY'

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
'REO TSY MAHALALA ANAO/EKAR Fanahy Masina Analamahitsy

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

▶︎
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

▶︎
CSVP ECAR Cathédrale Toliara - Mifiopioke Clip officiel

▶︎
Homba anao ny Tompo @ izay ataonao rehetra (Pr Razafiarison Emilien Mana isanandro : Josoa 3:1-17)

▶︎
Hiragasy Rainitelo - Asakasakao

▶︎
ZAHO MINO AN'ILAY ZAGNAHARY . Chorale Kerobima Morondava

▶︎
AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

▶︎
Tantara Malagasy - VALISOA NOMENA RINA - (Tantara lava ny Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤

▶︎
Ry Zaza mpiodina mba miverena (FFPM 409)

▶︎
FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

▶︎
