ROMULDO mivahiny eto @ Point Carré🎬‼

Salama jiaby, tantaram-piainan'i Romuldo Magic Mada sy ny tontolon’ny magie no zarainy amintsika.🎙 Ary misy Tour Farany MIAVAKA 🪙 #azaakipymaso