Ianao foana no hiraiko | Rojo Ny Avo & Toky Fitia | Karaoke
(V) Hasambarana mamy, Fiadanana hatrany, Ny manompo Anao, Manome hafaliana tsy mety lany. (L)Mampisava halahelo, Mandrava tomany, Hifikitra mafy aho Ry Tompo malala Ka tsy hisalasala (Fa) Ref:(V.L) Ny fihevitrao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, Ianao foana no hiraiko. Fitantanao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, (Ianao)*3 foana no hiraiko. (V) Ianao mahalala , fiheverana tsara, Tsy hitondra loza, (fa) hitondra fiandanana Mandrakizay. (L) Porofoiko ato am-poko, F'Ianao no tompoiko ee, Ka na hakahalaina sy latsalatsaina , Aza aho tsy hangaina (Fa). Ref: (L) Ka n'aiza n'aiza no hitondrao ahy. (V)izaho hatoky Anao tsy mba hiahiahy ,(fa). Ref:*2

▶︎
Karaoke - Soa fa nisy anao Mirado gasy

▶︎
VALIN-TENY Ampifitia Instrumental

▶︎
Karaoké TSY FOIKO IANAO - FARAKELY & LAZA

▶︎
Ndondolah & Tahiry - Aza ampirafesina (FULL KARAOKE)

▶︎
Dadi Love - Tsy atakaloko Karaoke (edit by Térreur) 2k16

▶︎
Karaoke gasy TSY MISY TOA ANAO - NY AINGA

▶︎
Ny Avo & Rova KARAOKE "Omano ny mandrakizay"
![[KARAOKE] MELKY SY PRINCIO - TE HANARAKA ANAO](https://i.ytimg.com/vi/JxG-NhtiBVA/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4EgALmAooCDAgAEAEYQCBXKGUwDw==&rs=AOn4CLAhV6yCqC-Xkqx3qlqF64MvPKCXEg)
▶︎
[KARAOKE] MELKY SY PRINCIO - TE HANARAKA ANAO

▶︎
Tiako loatra Mialy Rakotomamonjy KARAOKE

▶︎
Karaoke TENY MAMY - TOVO J'HAY

▶︎
MIRADO - TENA TIAKO IANAO KARAOKE

▶︎
NJAKATIANA - Anaro aho (version instrumentale 2015)

▶︎
Karaoke MITIA MANGINA - RINDRA

▶︎
NY AVO VOADY karaoke

▶︎
VALIO AN-KIRA Eric Rakotomanana karaoké

▶︎
Nate Tex - Tsara tso-drano (KARAOKÉ)

▶︎
MAGE 4 - TSY MISY TOA ANAO avec clip - Karaoké gasy - abonnez-vous svp

▶︎
Avelao aho hitia - Njakatiana ( Hira mariazy ) Karaoké

▶︎
MAMINA SY RAVAKA - TENA TIAKO IANAO KARAOKE

▶︎
