Titre: Mamo

Titre: Mamo Artiste : Sam Sarah Andrianarijemisa - Fat Killah (Illicit Soul) Niainga avy t@ tantara "Misaotra misy" notontosain’iDyana Vintage D. sy @andri_antsoa_ ary naverin’ny I.S Entertainment namboarina. Hira novokarina tao @ CODEX Pejy Ofisialy, fa navaozina kely ilay sary ary nampiana "playback". ps: tanaty tsy fahasalamana no nahavitako nanoratra ity hira ity fa tsy hamamoana tsy akory! Hihi Aza misalasala mizara ! Enjoy