Pasteur Jocelyn RANJARISON - Nandao anao ela aho, Raiko ô
1 Nandao anao ela aho, Raiko ô, 'Zao dia te hody aho Maniry hiankina an-tratranao 'Zao dia te hody aho. 'Ty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako! 'Ty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako! 2 Maniry hanana fiadanam-po 'Zao dia te hody aho Sy mba hivesatra ny zioganao 'Zao dia te hody aho. 3 Itambesaran'ny ota natao, 'Zao dia te hody aho Matoky anefa fa horaisinao 'Zao dia te hody aho. 4 Raha tsy mendrika ny ho zanakao, 'Zao dia te hody aho Ataovy ho isan'ny mpanomponao 'Zao dia te hody aho. 5 Indro fa tazako ny sandrinao, 'Zao dia te hody aho Mitsotra mba hisakambina re 'Zao dia te hody aho.

▶︎
Fiainana tsara fototra/fananganana/fihazonana avec Pasteur Aintsoa RAZAFIMANDRANTO

▶︎
Anaovy zava-baovao ny fiainako Jesosy | Rija Rasolondraibe | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
NOMEN'I JESOSY NY MPANOMPONY IANAO MBA HO FANATANTERAHANA ANAO | BISHOP PATRICK ANDRIANARIVO

▶︎
Tarigetra

▶︎
Tsy izay miseho anio | Jocelyn Ranjarison | Hira évangélique | Tononkira

▶︎
Vavaka maraina 29 Jona 2020

▶︎
TDL (true direction life) Ampahafantaro ahy version HD 1080p

▶︎
Pasteur Jocelyn RANJARISON - Tiako IANAO de Voahirana

▶︎
TOE-PO - Joseph d'af

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

▶︎
Isaorako Anao :: Karmela

▶︎
Fananganana fiainam panahy mifamatotra amin'ny fananganana fiainana iray manontolo

▶︎
Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"

▶︎
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

▶︎
ANAOVY ZAVA-BAOVAO | Manaova zava-baovao | Rija RASOLONDRAIBE
![FF10 Mivavaka Aho satria [Fihirana Fanampiny 10] tonon-kira - paroles](https://i.ytimg.com/vi/NZX72V6fkaA/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBdHArIITYfYD7eSbouKeLRInfqUQ)
▶︎
FF10 Mivavaka Aho satria [Fihirana Fanampiny 10] tonon-kira - paroles

▶︎
WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

▶︎
Dada by Alida

▶︎
