Tsy ho irery intsony aho by Antsa & Avotra / Tanora Masina Itaosy
🔸TSY HO IRERY INTSONY AHO 🔹 1- Miangavy avia jereo Jesosy o izany ranomasoko Tsy mitsahatra manakotsa ny tavako Fa ady ny ahy isan'andro Ny onjam-piainana toa mandavo ahy Tena resy aho Jesosy o ka mila Anao Refrain: Irery aho, kamboty raha tsy eo anilanao Fikiro aho tsy hitoky raha tsy ny Anaranao Fantatro Ianao Jesosy zoky Fa tsy mba handao ahy Ka dia tsy ho irery intsony aho mandrakizay 2- Meteza re Ianao Jesosy o mba handray ny tanako Ka hifikitra Aminao aho na inona hanjo Fa manaloka ahy isan'andro Ilay satana mpandrebireby ahy Mila ny fiarovanao aho anatiko ao Bridge: Miravoa, mifalia, tsy irery ianao Fa Izy momba anao, matokia Sanatria raha Kristy no handao Fa hiaro anao ka hitsilo ny dia Ny fiainanao anie efa fantany Atsotray ny tananao ho tantanany Tanora Marina Itaosy.

Tsy ho irery intsony aho (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy

Isaorako by Avotra (Ny Mpitory)

ད་ཡིན་ན་དགེ་བཤེས་ལགས་ཀྱིས་སྨན་པ་ཏག་ཏག་བཟོས་སོང་། 😇😇😇📿☸️📿 @HimalayanRegion

Eto aho - Bodo & Mirado - Palais des sports 23 Novembre 2025

Tukin ka rawn pau ve leh e. Mary dawngi ka lainat em a, ka sawilang ve kher ange. Ka channel ah hian

People Who Messed With The Royal Guard and Regretted It!

SASA-POANA - VOARA & SAHAZA GUITARISTE

Hla Thlan - YMA Day Pual Lamchhip Branch YMA Pathian Fakna

HAFA NY TALOHA - TANORA MASINA ITAOSY

FITIA SAFONONOKA - FANAFA Fanaky ny Famindram-po (Lyrics)

LES ADELINE TSY IRERY~1

Michael Bennett Tells His Story, Then Sings “Stand By My Grave” | AGT Style

Amorony fo madio / Avotra & Antsa ( Ny Mpitory)

The FULL VIDEO of Trump they didn’t want released

Ambondrona - Tiako hitoetra (Clip officiel)

"Antson'ny manina" ( LALATIANA Acoustic)

Anjara Masoandro - AFKM DUBAI ft Rojo Ny Avo (A/C Tanora Masina Itaosy)

Njakatiana - Anaro Aho (Lyrics By ARISON Films)

